23/08/2026
Salama daholo !
Maniry ny handeha hanao fialan-tsasatra tsy hay hadinoina aty TOLIARA sy ny manodidina ve ianao ?
Aza misalasala intsony !
Mifandraisa amin'i *Félix, Mpitarika Fizahantany aty Toliara - Madagasikara* na *Solondrainy Félix*.
Vonona izahay hikarakara sy mandamina tanteraka ny fijanonanareo : fitsidihana ireo toerana tsara sy Fiara 4x4, fitsangatsanganana manodidina any Toliara ireo
Misaotra manokana hoan'ireo izahay rehetra efa nanome fahatokisana sy nisafidy ny tolotray nandritra ny fikarakarana ny fialan-tsasatra tsy hay hadino taty Toliara sy ny manodidina ihany koa izahay tompoko.
*
Aza misalasala manontany na mandefa hafatra miafina Aminay tompoko,raha mila fanazavana bebekoa hoan'ireo toerana azo tsidihina aty TOLIARA sy nimanodidian'azy ireo.
Félix guide Toliara Madagascar
Solondrainy Felix
📞 *WhatsApp* : +261 34 48 393 01
📞 *Laharana mivantana* : +261 37 91 64 549 / 03 79 16 45 49
*"Ny fahafaham-ponao no fahombiazana ho anay"*