Chambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAI

Chambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAI ''Ndao hiaraka , Hanandratra ny Asa Tanana Vita Malagasy avy eto ITASY"

Hita miranty any ivelany any ny asantanantsika Malagasy 🥰
19/04/2025

Hita miranty any ivelany any ny asantanantsika Malagasy 🥰


F.CMA.M
15/07/2024

F.CMA.M

Notontosaina anio ny fanokafana ilay Central D'achat ho an'ny mpanao Filière   eto Madagascar. Izay natomboka teto Imeri...
15/07/2024

Notontosaina anio ny fanokafana ilay Central D'achat ho an'ny mpanao Filière eto Madagascar. Izay natomboka teto Imeritsiatosika tao amin'ny Atelier Itasy. Ity izay azon'ny rehetra hisehatra amin'ny resaka tandroka mividy ireo Tandroka ilaina amin'ny asany.
Ny andro anio izay teo ambant fiahian'ny Ministry ny Asa Tanana sy ny Fizahantany .


Sary: F.CMA.M

Alefa
15/07/2024

Alefa

SALON      du 11, 12 juillet 2024 au Novotel.   .CMA.M
12/07/2024

SALON du 11, 12 juillet 2024 au Novotel.


.CMA.M


Notanterahina ny 01 Jolay 2024  teo ny Fanokafana ny Fiofanana mahakasika ny fanamboarana Fitaovana Fanaovana Harina Eko...
11/07/2024

Notanterahina ny 01 Jolay 2024 teo ny Fanokafana ny Fiofanana mahakasika ny fanamboarana Fitaovana Fanaovana Harina Ekolojika, izay hiarahana F.CMA.M Izay tohanan'ny FMFP sy ny ASF , hiarahana amin'ireo Chambre isam-paritra, izay hisitrahan'ireo Faritra Dimy anjara ka an'isany nahazo tombontsoa mivantana amin'izany isika eto Itasy...
Ny Fiofanana dia mizara vague roa ho an'ireo manao Machine , ary aorian'izao Fiofanana izao dia Hisy ny fiofanana fanamboarana Harina isam-paritra ka maro no ahazo Tombontsoa amin'zany. Ho Vinaina ho 400 Mahery ny Hisitraka izany... Mpampiofana avy any ivelany no mampanao izany izay tena ampy traikefa tokoa amin'ny resaka VY.
Raha tsiahivina , dia hiditra amin'ny Andian'ny faharoa ny fiofanana ny Herinandro ho avy izao...


Assemblée Générale III CMAI -2024Notanterahina ny  04 Apriy 2024 ny fovoriambe ny Mpanao asa Tanana teto Itasy . Notroni...
10/04/2024

Assemblée Générale III CMAI -2024
Notanterahina ny 04 Apriy 2024 ny fovoriambe ny Mpanao asa Tanana teto Itasy . Notronin'ireo Sampandraraha Momba ny mpanao asa Tanana : Fitaleavam-paritry ny Fizahantany sy ny Asa Tanana , teo ihany koa ny Sampan-draraha ao amin'ny Faritra, ireo Sampandraraha ao amin'ny asa Tanana ary Indrindra ny Tale Varotra sy ny Indostria eto Antoerana... Niresaka manokana Mahakasika ny Drafim-panjakana amin'ny ankapobeny mahakasika ny asa-tanana sy ny Fizahantany. 👣
Noresahana tao nandritra izany ny :
- Fampafantarana ny CMAI
- Tatitra momba ny asa vita 2023
- Drafit'asa 2024
- Ary ny Tatitra ara-bola.
Nisy araka izany ny fandraisana mpikambana vaovao nandritra ny fotoana.


FF.CMA.MCChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAIdChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAIMChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAIeChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAIdChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAIlChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAIIChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAIChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAIChambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAISary: CMAI

Réunion avec les délégations de la  Région Nouvelles Aquitaine.  Le 07 Mars 2024 , Bureau Région Itasy . -- Notontosaina...
07/03/2024

Réunion avec les délégations de la Région Nouvelles Aquitaine. Le 07 Mars 2024 , Bureau Région Itasy .
-- Notontosaina anio ny fihaonana niarahana tamin'ireo Délégation avy any amin'ny Region Nouvelle Aquitaine . Sy ireo mpiara-miasa avy eto amin'ny faritra Itasy. Izay niresahana bebekokoa ny tetika sy paik'ady entina Fampandrosoana ny asa Tanana sy ny Fizahantany eto Itasy. Izay nosolon'ireo tompona'ndraikitra tena.

- Nohamafisina araka izany ny fisokafan'ny CMAI izay endrika fomba fiarahana miasa rehetra. Ho Fampandrosoana ny mpanao asa Tanana.


CMAI- NEWSNotontosaina anio 29 Febroary 2024 , ny fanolorana ny Marim-pakasitrahana ireo mpiofana ho Mpampiofana ny MACH...
29/02/2024

CMAI- NEWS
Notontosaina anio 29 Febroary 2024 , ny fanolorana ny Marim-pakasitrahana ireo mpiofana ho Mpampiofana ny MACHINE FAMOLESANA LANDY BE ( Filière SOIE) Izany notronin'Andriamatoa Ministra Ny Fizahan-tany sy ny Asa tanana izay Ministra Mpiahy antsika Faritra Itasy.
Ary ny Gouvernorat Faritra Itasy - Ny Commune Urbaine Miarinarivo ary ireo sampandraraha hafa.
Novelambelarina teto ihany koa ireo tanjona ny MinTA anaty 100 Andro izay hentina hanatsarana ny Asa Tanana eto Madagascar . Ary anisany nahazo tombony amin'izay tetik'asa izay isika eto amin'ny Faritra Itasy.
-- Ho velabelarina manaraka eto ihany ireo Vaovao mahakasika izay...

Fifaliana ho antsika Mpanao Asa Tanana ny handray indray an'Andriamatoa Ministre de Tourisme et de l'Artisanat. Eto Itas...
28/02/2024

Fifaliana ho antsika Mpanao Asa Tanana ny handray indray an'Andriamatoa Ministre de Tourisme et de l'Artisanat. Eto Itasy izay atao eto Miarinarivo rahampitso Alakamisy 29 Février 2024 amin'ny 8:00 .
Hisy araka izany ny lanonana fanolorana Marim-pakasitrahana ho an'ireo izay nanatrika ny Fanofanana Mahakasika ny Machine Famolesana landy.
Sary: MinTA


Address

Ex/Simpa Miarinarivo Itasy
Miarinarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chambre de Métiers et de l'Artisanat Itasy - CMAI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share