Bandro Company: Alaotra-Mangoro/ Madagasikara

Bandro Company: Alaotra-Mangoro/ Madagasikara Lac Alaotra, Parc Bandro, Camp Bandro, Arts Malagasy, Produits Sihanaka

13/09/2026
Akon'ny fitsidihin'ny Atoa Minisitra Medd taty @ faritra arovana Lac Alaotra.Ndeha hiara-hientana @ fiarovana ny faritra...
12/09/2026

Akon'ny fitsidihin'ny Atoa Minisitra Medd taty @ faritra arovana Lac Alaotra.
Ndeha hiara-hientana @ fiarovana ny faritra arovana.
Tsy hisy ny ambonin'ny Lalàna na be atoka na ilay lazaina madinika rehefa manao fandikan-dalàna anaty faritra arovana dia tsy maintsy hiaran'ny sazy enjana.
Sary: nalaina tao Ambodivoara, Ambotsilaozana ny 11 Septambra 2026

Misaotra nitsidika sy nifampidinika momba ny fampandrosoana🙏🙏🙏
09/09/2026

Misaotra nitsidika sy nifampidinika momba ny fampandrosoana🙏🙏🙏

18/08/2026
17/08/2026

BAGARA????😁

14/08/2026
Famokarana sy fanodinana vokatra ho maina, vita eto antoerana artizanaly😊👉Sakoana👉Akondro👉Tsomanga👉Voanjo
01/08/2026

Famokarana sy fanodinana vokatra ho maina, vita eto antoerana artizanaly😊
👉Sakoana
👉Akondro
👉Tsomanga
👉Voanjo

12/07/2026
 Misaotra nitsidika ny Camp Bandro Andreba-gara e
26/06/2026


Misaotra nitsidika ny Camp Bandro Andreba-gara e

Address

Lac ALaotra, Ambatondrazaka
Toamasina
503

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bandro Company: Alaotra-Mangoro/ Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bandro Company: Alaotra-Mangoro/ Madagasikara:

Shortcuts

Share

Category