Initiative Tours Bongolava

Initiative Tours Bongolava Promouvoir le tourisme dans la région Bongolava ; mettre en valeur les paysages et la patrimoine r?

02/05/2026
Miarahaba anni Ramatoa Minisitry ny fizahantany sy ny asa tanana Lily Rafaralahy Ôfisialy ary mirary soa ho azy hahavita...
29/10/2025

Miarahaba anni Ramatoa Minisitry ny fizahantany sy ny asa tanana Lily Rafaralahy Ôfisialy ary mirary soa ho azy hahavita be @ adidy sy andraikitra vaovao.
Mañana ny "atouts" rehetra @ sy tanana i ka manantena anao izahay tompoko @ ireo sehampihariana ireo..

Vonona izahay hanolotanana anao @ izay hilainao🙏

Ho tahian'Andriamanitra hatrany ianao sy ny ankohlnanao ary ny ekipanao rehetra

Zanak'i Bongolava, Tsiroanomandidy - Fenoarivobe Lily Rafaralahy

https://www.facebook.com/share/p/15Kg5mu8T6/?mibextid=qi2Omg
03/08/2025

https://www.facebook.com/share/p/15Kg5mu8T6/?mibextid=qi2Omg

Miarahaba anareo rehetra

Mampahatsiahy antsika fa ilay fiofanana maimaimpona iarahana Fivondronan'ny Mpandraharaha Malagasy-FIVMPAMA sy ny Fonds Malgache de Formation Professionnelle dia hatao @ herin'andro, ny 4, 5, 6 aogositra 2025 izao eto Cci Bongolava Cci Bongolava ka anasana anareo rehetra izay vonona hanovo fahalalana.
Toy izao ny tetiandro:
- ny alatsinainy 4 sy talata 5 aogositra 2025
Lohahevitra: " Culture entrepreneuriale"

- alarobia 6 aogositra 2025
Lohahevitra: " Réussir une demande de financement"

Mpampiofana: M. Mino ANDRIAMIJORO
Ora: 8h30 - 12h
14h - 16h30
Ny fahombiazanao no tanjonay

Zanak'i Bongolava, Tsiroanomandidy - Fenoarivobe fans Miharintsoa Andriamasinoro Fcci Madagascar

TOURISME A MADAGASCAR Tourisme a Madagascar
27/05/2024

TOURISME A MADAGASCAR Tourisme a Madagascar

13/02/2023

Andao HIFAMPIHAINO amin'izay
Andao haneho hevitra sy HANOLO-KEVITRA ho fampandrosoana an'i Bongolava

Zoma 17 febroary 2023 manomboka @9 ora maraina ao Zanak'i Bongolava, Tsiroanomandidy - Fenoarivo Be rehetra.

Tonga daholo nama a🙏

Zanak'i Bongolava, Tsiroanomandidy - Fenoarivo BePrésidence de la République de MadagascarAndry Rajoelina  Christian Nts...
04/10/2022

Zanak'i Bongolava, Tsiroanomandidy - Fenoarivo Be
Présidence de la République de Madagascar
Andry Rajoelina

Christian Ntsay



INO VAOVAO MALAZA ANDROANY ???
Ny Vaovaon'i KOLO TV
Real Televisión canal41
TV PLUS Madagascar Ofisialy
TOURISME A MADAGASCAR
Record TV
Itasy & Bongolava


MBS Tv Madagasikara
AZ Radio Television Real TV Madagasikara I-BC MADAGASIKARA (Fans-mpankafy)
Initiative Tours Bongolava

Bongolava : omby no laza, olona no harena, ny vary no foton-tsakafoAdidy tsy an'olondratsy e👍
01/03/2022

Bongolava : omby no laza, olona no harena, ny vary no foton-tsakafo

Adidy tsy an'olondratsy e👍

08/11/2021

Address

Tsiroanomandidy
119

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Initiative Tours Bongolava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Initiative Tours Bongolava:

Share