Gotsoclub

Gotsoclub Groupe de sociétés HOTELIERE,RESTAURATION,DISCOTHÈQUE,AGENCE IMMOBILIÈRE,AGENCE DE VOYAGE.

03/07/2026

Manokana foana ny fiafaran’ny herinandro.
Fotoana iray hijerena ny lalana efa nodiavina, ny ezaka natao ary ny fanamby natrehina.

Ao anatin’ny fiainana sy ny fandraharahana dia tsy misy zavatra lehibe vita anatiny iray andro.
Ny herinandro iray dia dingana iray, ny fahasarotana dia lesona, ary ny fandrosoana dia fandresena.

Ny zoma koa dia andro masina ho an’ny maro, mampahatsiahy antsika fa ilaina indraindray ny mijanona kely…
mieritreritra, misaotra ary mandinika ny dikan’ny zavatra ataontsika.

Satria ny tena fahombiazana dia tsy amin’ny harena ihany,
fa amin’ny zavatra aorintsika sy amin’ny fiantraikany tsara avelantsika amin’ny manodidina.

Izaho manokana dia mino an’i Madagasikara.
Mino ny tanora, ny heriny ary ny fahafahany manangana hoavy tsaratsara kokoa.

Saingy raha te hahatratra izany isika dia mila miray hina, matanjaka ary manana vina lavitra,
hiasa miaraka ho an’ny soa iombonana sy hoavin’ny taranaka. ✨

____________________________

La fin d’une semaine est toujours un moment particulier.
Un moment pour regarder le chemin parcouru, les efforts fournis, les défis affrontés.

Dans la vie comme dans l’entrepreneuriat, rien de grand ne se construit en un jour.
Chaque semaine est une étape, chaque difficulté est une leçon, chaque progrès est une victoire.

Le vendredi, qui est aussi un jour sacré pour beaucoup de croyants, nous rappelle l’importance de s’arrêter un instant…
pour réfléchir, remercier et donner du sens à ce que nous faisons.

Car au fond, la vraie réussite ne se mesure pas seulement dans ce que l’on possède, mais dans ce que l’on construit et dans l’impact que l’on laisse autour de nous.

Pour ma part, je crois profondément en ce pays.
Je crois en sa jeunesse, en son énergie, en sa capacité à bâtir un avenir meilleur.

Mais pour cela, nous devons rester unis, forts et visionnaires, guidés par une seule ambition : le bien de notre nation et des générations à venir.

01/30/2026

🚨TENY FISAORANA

🙏Eto ny tenako; Lieutenant-Colonel FANEVARISON Onimihary Ralaiavy,
dia manao ny fisaorana sy fankatelemana ho an' Andriamatoa Filoha hajaina, COLONEL RANDRIANIRINA Mickaël, Filohan'ny fanavaozan'ny repoblikan'ny Madagasikara, tamin'ny fandraisany sy ny fihainoana ahy mahakasika ny tenako sy ny vahoaka ao @ faritra MENABE indrindra fa ny hitazomana ny fandriampahalemana ao.

🙏Manaraka izany dia tsy ho haiko ny tsy hisaotra manokana anao Andriamatoa KOUFALI Daya, t@ nanokananao fotoana ho ahy, nandritra ity herinandro ity teto Antananarivo fa tsy tany Dubaï akory, araky ny filazan'ny sasany tato @ tambazotra serasera, izay fotoana nahafahana namahana olana maro, indrindra fa ny fitondranao ny tenako tany @ Andriamatoa Filoha hajaina, filohan'ny fanavaozana.

Lietna Kolonely Faneva

12/31/2025

ROAHO FA HARIVA
ASIO TSAPIKY AMIZAY FA RÉVEILLON TY ADROANY🕺🏻🤣🇲🇬

09/20/2025
06/12/2025
MERCI POUR LE GRAND FESTIVAL TSIKAJIABY 2025🇲🇬😘
06/09/2025

MERCI POUR LE GRAND FESTIVAL TSIKAJIABY 2025🇲🇬😘

06/28/2023
Bonne fête à tous nos amis musulmans.Eid Mubarak 🙏
06/28/2023

Bonne fête à tous nos amis musulmans.
Eid Mubarak 🙏

Address

RUE DE LA PAIX
Paris, TX
75002

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gotsoclub posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gotsoclub:

Share

Category