01/04/2026
31 martsa 2026 -Fivoriambe ara-potoana eto anivon'ny TOP Madagascar ✨
Tontosa omaly talata ny fivoriambe ara-potoanan'ny fikambanana TOP Madagascar, izay voalohany notarihin'andriamatoa Michel ANDRIAMIHAJANIRINA.
Nolaniana nandritra izany ny:
* Tatitry ny zava-bita sy ara-bola nandritra ny taona 2025
* Tondrozotra mandritra ny taona 2026 - 2027
Fotoana iray nahafahan'ny mpikambana tsirairay nanamafy ny fifandraisana anatin'ny fikambanana ary koa namaritra ny vina ho an'ny taona 2026 sy 2027. 🍃
Mankasitraka ny mpikambana rehetra ary mirary taom-pahombiazana ho antsika rehetra. 🥰
---------------------------
✨ 31 mars 2026 - Assemblée générale ordinaire de TOP Madagascar ✨
Sous un ambiance convivial, la première assemblée générale de TOP Madagascar, présidée par M. Michel ANDRIAMIHAJANIRINA, s'est tenue hier, mardi 31 mars.
Les sujets discutés et approuvés lors de la séance:
* Les rapports d'activités et financiers de l'année 2025
* La feuille de route 2026 - 2027
Une occasion pour tous les membres de renforcer les liens entre eux, et surtout de définir ensemble une vision globale des deux prochaines années. 🍃
Merci à tous nos membres, que cette année nous apporte plein de succès à tous! 🥰