31/05/2026
🌷ireo sary vitsivitsy ireo no nanamarika ny andronay omaly, faly izahay mizara aminareo izany, nifampizara tamin'ireo ankizy ny fanamboarana fehim-boninkazo 🌷🌷vita amin'ny taratasy recyclés ♻️ ♻️ ♻️ afaka atolotra tsara ho an'ny Neny ny amin'izao fetiny izao🌷❤
Misaotra betsaka ny ny amin'ny fiaraha-miasa hatrany, mankasitraka be dia be ny amin'ny fandraisana, nahafinaritra ny tontolo andro🌿🥳🥳❤
faly izahay ekipa rehetra miarahaba ny reny rehetra, singanina manokana ireo zoky sady reny ireto 🌷❤
mirary soa ho an'ny reny rehetra ny amin'izao fety nareo izao🥰
mirary soa ho an'izay tsy eo intsony i Neny🫂🌷
ary koa courage be ho an'izay tsy eo intsony ny zanaka🫂🌷
'akotour🌷👑
🌷🌷