Les 58 ème Visiteurs

Les 58 ème Visiteurs Voyage organisé �

Efa tonga soa aman-tsara eto Madagascar izahay 🥰 Mankasitraka an'ireo Clients 9 nametraka fitokisana taminay tamin'iny V...
28/05/2026

Efa tonga soa aman-tsara eto Madagascar izahay 🥰 Mankasitraka an'ireo Clients 9 nametraka fitokisana taminay tamin'iny Voyage Dubaï farany teo iny 🙏 ary misaotra betsaka anareo izay efa tonga maro nisoratra anarana indray amin'ny Voyage manaraka 🇦🇪 Dubaï is Back 🇦🇪

Tsy ataon-tsika ela fa tonga dia alefa ny Kilalao ahazoana an'ireto Voandalana ireto
Olona maromaro ny Ho voasarika 👌
Fanontanaiana: Raovina ny Voyage Dubaï manaraka???
Ataovy ao anaty commentaire ny Faliny marina ary ampio identification'na olona folo farafahakeliny
Ampio ganentanana olona anaraka ny pejy

❌️ NB: Atao izay aha mangamanga ilay anaran'olona Identifier ❌️

PARFUM de Dubaï ilay eo ampovony io an 😉

🏖️ Voyage organisé 🏖️TANA - SAINTE MARIE- TANA 🌺🌊🤩 ✅ 21 Juin au 28 Juin 2026 (8jours)   🇲🇬👉 Tarif: 1.780.000 ariary par ...
28/05/2026

🏖️ Voyage organisé 🏖️
TANA - SAINTE MARIE- TANA 🌺🌊🤩
✅ 21 Juin au 28 Juin 2026 (8jours) 🇲🇬
👉 Tarif: 1.780.000 ariary par personne
❌ 6 places disponibles / 2 inscrites ❌
fona ny fiara andeanana 🚙🚙
Venez en mp pour réserver na ihany koa afaka:
- Miantso téléphone bureau na message sur WhatsApp:
+261 38 28 777 58

Niampy iray indray ny Firenena nihitsain'ny Tongotra eto ambony Tany 🇸🇨 Drapeau vaovao 😁
28/05/2026

Niampy iray indray ny Firenena nihitsain'ny Tongotra eto ambony Tany 🇸🇨 Drapeau vaovao 😁

Efa ao anaty valise ny Voandalana ho anareo mpanaraka tsy tapaka ny pejy 🥰Asio réactions sy Commentaire izay pub mandalo...
28/05/2026

Efa ao anaty valise ny Voandalana ho anareo mpanaraka tsy tapaka ny pejy 🥰
Asio réactions sy Commentaire izay pub mandalo ary ataovy partage fa sao dia ao ny valin'ny kilalao
Identifié'vo ny namana mba hanaraka ny Pejy, sao dia mba izy no tsara vintana 🙏

Prochain Voyages organisés :
✅️ 1er Juin au 13 juin 2026 = Chine 🇨🇳 Guangzhou

✅️ 18 Juin au 27 Juin = Malaisie 🇲🇾 Singapour 🇸🇬
Tarif= 10.558.000 ariary par personne
❌️ 5 personnes no efa nisoratra anarana
✔️ Mbola misy 4 places Dispo

✅️ 22 Juin au 27 Juin = Maurice 🇲🇺
Tarif= 4.958.000 ariary par personne
❌️ 7 Personnes no efa nisoratra anarana
✔️ Mbola misy 4 places Disponibles

✅️ 23 Juin au 28 Juin 2026= Dubaï 🇦🇪
Tarif= 6.258.000 ariary par personne
❌️ 5 Personnes no efa nisoratra anarana
✔️ Mbola misy 4 Places Disponibles

Mp pour plus d'info ou tel 038 28 777 58

Les 58 ème Visiteurs

📷 Voyage organisé 📷TANA- NOSY BE - TANA ❤️🐚😍🔝🌊 en   ✈️✈️✅ 4 juillet au 10 juillet 2026 (7 jours)👉 Tarif: 3.958.000 ariar...
28/05/2026

📷 Voyage organisé 📷
TANA- NOSY BE - TANA ❤️🐚😍🔝🌊 en ✈️✈️
✅ 4 juillet au 10 juillet 2026 (7 jours)
👉 Tarif: 3.958.000 ariary par personne
❌ 6 places disponibles ❌
Venez en mp pour réserver na ihany koa afaka:
- Miantso téléphone bureau na message sur WhatsApp:
+261 38 28 777 58

Ity Safari Desert ity moa zany no namarana ny Programme'nay tany Dubaï 🇦🇪 Avec Toyota Land Cruiser LC300 Any Seychelles ...
28/05/2026

Ity Safari Desert ity moa zany no namarana ny Programme'nay tany Dubaï 🇦🇪
Avec Toyota Land Cruiser LC300

Any Seychelles amizay ny Sary manaraka eo 😁
Prochain Voyage organisé Tàna Dubaï 🇦🇪
✅️ 23 Juin au 28 Juin 2026
Tarif= 6.258.000 ariary par personne
❌️ Mbola misy 8 places disponibles
Mp pour plus d'info ou tel 038 28 777 58

Les 58 ème Visiteurs

28/05/2026

🇦🇪 Où sont passés ceux qui nous disaient que : Dubaï mbola tsy milamina 😁🤣

Feno an'ity Hira ity ao amin'ny Tiktok ka dia nanadrana koa za 🙈

🇦🇪 Eny Burj Khalifa Dubaï za nanao an'ilay Tiktok, eny amin'ny 125 ème étage 😁 Ary ny anao taiza???

NB: Efa ato ny Voandalana an 😉 Maromaro izy ato

Prochain Voyage organisé Tanà Dubaï
✅️ 23 Juin au 28 Juin 2026
Tarif= 6.258.000 ariary par personne
❌️ 5 personnes Inscrites
✔️ mbola misy 8 Places Disponibles

Les 58 ème Visiteurs

Départ androany ny Voyage organisé Tàna Morondava 🇲🇬 Joyeux anniversaire 🎂  Guide Tanjona, eny andalana no manapaka gâte...
28/05/2026

Départ androany ny Voyage organisé Tàna Morondava 🇲🇬
Joyeux anniversaire 🎂 Guide Tanjona, eny andalana no manapaka gâteau ??? 😁

Starex fona ny fiara ampiasainay an 🚗

Bye bye Dubaï 🇦🇪 Mankasitraka eh 👋Amin'ny manaraka indray 🥰Voyage Chine indray zao ny Pub manaraka ato an ✅️ 1 er Juin a...
28/05/2026

Bye bye Dubaï 🇦🇪 Mankasitraka eh 👋
Amin'ny manaraka indray 🥰

Voyage Chine indray zao ny Pub manaraka ato an ✅️ 1 er Juin au 13 Juin 2026 = 13 Jours
Efa manakaiky ilay Fotoana, Abaraina izay efa nahazo Visa rehetra fa dia miandry Départ sisa 🙏
Ny Visa no tena sarotra indrindra amin'ilay Voyage Chine, fa efa miezaka faran'izay azo atao izahay matoa mbola betsaka ireny vehivavy tanora Célibataire ireny mandeha ato aminay,ireny itanareo amkn'ny sary sy Tiktok ireny 😊
Mila atao tsara fotsiny ny taratasy rehetra, Mila manao réservation aloa be... à partir'ny moment anaovanareo Réservation dia ampinay ianareo mikarakara ny Dossier nareo

🇨🇳 Ny voyage Organisé Chine ao arinan'io dia
✅️ 6 Juillet au 18 Juillet 2026 = Guangzhou
Tarif= 11.558.000 ariary par personne
❌️ 2 personnes no efa nisoratra anarana
✔️ ️ Mbola misy 7 Places Disponibles ✔️
Koa ataovy dian'izao ny réservation 🙏

Mp pour plus d'info ou tel 038 28 777 58

🏖️ Voyage organisé 🏖️TANA- TULÉAR- TANA 🌊🤩📷🐚🔝✅ 22 Juin au 29 Juin 2026 (8 jours)   🇲🇬👉 Tarif lite: 1.590.000 ariary par ...
28/05/2026

🏖️ Voyage organisé 🏖️
TANA- TULÉAR- TANA 🌊🤩📷🐚🔝
✅ 22 Juin au 29 Juin 2026 (8 jours) 🇲🇬
👉 Tarif lite: 1.590.000 ariary par personne
👉 Tarif luxe: 2.090.000 ariary par personne
❌ 6 places disponibles / 2 inscrites ❌️
fona ny fiara andeanana 🚙🚙
Venez en mp pour réserver na ihany koa afaka:
-Miantso téléphone bureau na message sur WhatsApp:
+261 38 28 777 58

Address

Antananarive
Antananarivo
101

Telephone

+261349149567

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les 58 ème Visiteurs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Les 58 ème Visiteurs:

Share

Category