Hizaha Gasikara

Hizaha Gasikara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hizaha Gasikara, Travel Agency, Antananarivo.

Vacance milay be miaraka amin'i Hizaha Gasikara 🎉🤩Andao ary hiala sasatra any Mahajanga isika⛱️🌞ny 18-22 décembre 💵Entin...
21/11/2021

Vacance milay be miaraka amin'i Hizaha Gasikara 🎉🤩

Andao ary hiala sasatra any Mahajanga isika⛱️🌞ny 18-22 décembre

💵Entinay amin'ny sarany mirary ianao, 400 000ar isan'olona mandritran'ny 5 andro

Inona daholo ary no ao anatin'izany?🤔
-🚌transport tanà majunga tanà
-🏡ny toerana hipetrahana any( Loharano-Ns Bungalow Majunga )
-🥗ny sakafo rehetra eny an toerana( maraina-atoandro-hariva)
-💸ary ny droit d'entrée amin'ny activité rehetra

Ireto ary no toerana ho tsidihantsika aamin'izany
-⛱️Plage Antsanitia
-🤠Lac sacrée
-⛱️Grand pavois
-😍cirque rouge
-🤩Grotte Belobaka
-🌊Aqualand parc
-🌞visite de la ville

Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra miafina na atsoy ny 0330303539 / 0329661357

Ndao hitety an'i Gasikara miaraka amin'i Hizaha Gasikara ❣️

Vita indray ny lalao niarahantsika tamin'ity herinandro ity, ary i   no nahazo ilay sakafo avy ao amin'i Latipha 🍕🍔🌮Ho a...
14/11/2021

Vita indray ny lalao niarahantsika tamin'ity herinandro ity, ary i no nahazo ilay sakafo avy ao amin'i Latipha 🍕🍔🌮

Ho an'izay tsy nahazo dia mbola ho avy indray ny lalao manaraka ary noho ny fangatahin'ny nareo dia hataonay tirage indray izany😁

Fa na izany ary dia afaka Tonga dia makany amin'ny Latipha ianareo fa mbola mitohy hatrany ny promotion tacos 🌮😍15000ar monja dia ahazoanao Tacos 2🤤🤤miaraka amin'ny jus😋

Mbola mitohy ihany koa ny fisoratana anarana amin'ny vacance miaraka amin'i Hizaha Gasikara 🌊Tolotra anomezana fahafaham po ho anareo🌞⛱️

Ndao hitety an'i Gasikara miaraka amin'i Hizaha Gasikara ❣️

Mbola misy toerana vitsivitsy koa aza tara😊❤️
08/11/2021

Mbola misy toerana vitsivitsy koa aza tara😊❤️

Ity ary ilay lalao andihany faharoa iarahana amin'i Hizaha Gasikara sy Latipha 😍Toa izao fotsiny no ataonao  raha te hah...
04/11/2021

Ity ary ilay lalao andihany faharoa iarahana amin'i Hizaha Gasikara sy Latipha 😍

Toa izao fotsiny no ataonao raha te hahazo ilay loka(sakafo amin'ny sarany 50 000 ar izay safidinao sy tianao ao amin'i Latipha)👇

-Mentionnéo ny namanao anao réservation vacance Majunga sao dia tara😉sy hanisy j'aime ny page Hizaha Gasikara sy Latipha

Amin'ny 14 Novembre amin'ny 8h maraina no mifarana ny lalao

Izay mahazo j'aime betsaka indrindra no mahazo izany loka izany👍♥️koa atsoy avokoa ireo namana handray anjara amin'izany 😉

Mbola mitohy hatrany promotion tacos ao am Latipha🌮15000ar monja dia ahazoanao Tacos 2 miaraka amin'ny jus😍Mbola maro ny sakafo azo isafidianana ao ka aza misalasala ny makany 🌭🥙🍔🍟

Ndao hitety an'i Gasikara miaraka amin'i Hizaha Gasikara ❣️

Arabaina ianao ry   YF nahazo ny sakafo matsiro avy ao amin'ny Latipha tamin'ity herinandro ity🎉🎉🤩Mbola mitohy foana ny ...
03/11/2021

Arabaina ianao ry YF nahazo ny sakafo matsiro avy ao amin'ny Latipha tamin'ity herinandro ity🎉🎉🤩

Mbola mitohy foana ny lalao ho an'izay mbola tsy nahazo 😊rahampitso ny fotoanantsika amin'ny lalao manaraka❤️

Ndao ary hiaraka hisakafo ao amin'i Latipha sady misy promotion Tacos be ao amin'izao😍
15 000 ar monja de hahazoanao Tacos 2 miaraka amin'ny jus😍tsy mbola nisy tahak'izany a😍

Fa aza adino ihany koa ny vacance Majunga miaraka Hizaha Gasikaraasikara ny 18-22 décembre ho avy zao❤️

Aza adino ny manisy j'aime ny pagentsika sy manasa ireo namana anao izany😘

Ndao hitety an'i Gasikara miaraka amin'i Hizaha Gasikara ❣️

Efa ho avy indray ny vacance a🤩Ndao handeha vacance any Mahajanga mandritran'ny 5 andro (18-22 décembre) 🤩Entinay any am...
03/11/2021

Efa ho avy indray ny vacance a🤩

Ndao handeha vacance any Mahajanga mandritran'ny 5 andro (18-22 décembre) 🤩

Entinay any amin'ny sarany mirary ianareo, 400 000 ariary isan'olona.

Inona daholo ary no ao anatin'izany? 🤔

-Fitanterana Tanà Majunga tanà
-Ny toerana hivantanana (Loharano ns bungalow) 2/4/6 personnes par chambre avec piscine
-Ny sakafo eny an toerana(maraina, atoandro, hariva)
-Rano 1L isan'andro

Ireto avy ireo toerana ho tsidihintsika😍🤩
-Atsanitia plage🏄‍♂️
-Lac Mangatsa🤩
-Grand pavois🏖️
-cirque rouge❤️
-Aqualand park 🏊‍♀️
-Grotte Belobaka🤩
-Visite de la ville😉

Tsy hadino ny fitsangatsanganana eny amin'ny bord isaky ny hariva🌆😍

Nb:repas sur route non inclus😉

Fandrio dieny zao ny toerana fa voafetra

Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra miafina na hatsoy ny laharana 0330303539 na ny 0329661357

Ndao hitety an'i Gasikara❣️miaraka amin'ny Hizaha Gasikara

Mbola mitohy ny fisoratana anarana a🤩Aza tara❤️
31/10/2021

Mbola mitohy ny fisoratana anarana a🤩
Aza tara❤️

Ity ary ilay lalao hahazoanao sakafo matsiro amin'izay tianao ao amin'i Latipha amin'ny sarany 50000 ariary😉Inona no ata...
27/10/2021

Ity ary ilay lalao hahazoanao sakafo matsiro amin'izay tianao ao amin'i Latipha amin'ny sarany 50000 ariary😉

Inona no atao amin'izany?
1-Valina ny fanontaniana
2-Asina j'aime ny page Hizaha Gasikara sLatiphaaa
3-mentioneo ny namanao ary hasao hiaraka amin'ny Hizaha Gasikara sy hanisy j'aime ny page izy👍
4-Partageo en mode public ny publication ato amin'ity lien ity ary aza adino ny m_invité ny amis nao rehetra h'i j'aime ny page☺☺

https://www.facebook.com/240566411194755/posts/267677701816959/

Fanontaniana: Amin'ny oviana no handeha ho any MahajangHizaha Gasikararara?

Izay mahazo j'aime maro indrindra no mahazo izany😊

Ndao hitety an'i Gasikara hiaraka amin'ny Hizaha Gasikara ❤️

Tonga ihany ity ilay fotoana ry zareo a🤩🤩Rahampitso amin'ny 13h30 no atomboka ntsika ny lalao izay ahazoanareo sakafo ao...
26/10/2021

Tonga ihany ity ilay fotoana ry zareo a🤩🤩

Rahampitso amin'ny 13h30 no atomboka ntsika ny lalao izay ahazoanareo sakafo ao amin'ny Latipha 😍

Aharitra 3 herinandro ny Kilalaontsika ka olona iray isaky ny erinandro no isitraka izany❤️

Afaka mitondra namana hiaraka homana aminao ianao izay mahazo loka 😊

Aza adino ny manisy j'aime ny page👍
Aza adino ihany koa ny mitsidika ny pejin'ny Latipha sy manisy j'aime izany😉

Any no hanatanterahantsika ny nofinofy e❤️😉Mbola misy toerana vitsivitsy ka aza tara(18-22 décembre)
19/10/2021

Any no hanatanterahantsika ny nofinofy e❤️😉
Mbola misy toerana vitsivitsy ka aza tara(18-22 décembre)

Eto Madagasikara oa de efa misy desert🏜️Tsy voatery makany Dubai vo maita desert😉Aiza ho aiza eto Madagasikara ary io to...
16/10/2021

Eto Madagasikara oa de efa misy desert🏜️

Tsy voatery makany Dubai vo maita desert😉

Aiza ho aiza eto Madagasikara ary io toerana io?

Iza no efa tany de iza no te ho any? 😁asio sary ary oe ho an'izay efa nakany📸

Aza adino ny manisy j'aime ny page👍

Ndao hitety an'i Gasikara miaraka amin'i Hizaha Gasikara♥️

Mbola mitohy ny fisoratana anarana amin'ny fandehanana any Majunga miaraka amin'i Hizaha Gasikara mandritran'ny 5 andro ...
15/10/2021

Mbola mitohy ny fisoratana anarana amin'ny fandehanana any Majunga miaraka amin'i Hizaha Gasikara mandritran'ny 5 andro (18-22 décembre) 🤩

Entinay any amin'ny sarany mirary ianareo, 400 000 ariary isan'olona.

Inona daholo ary no ao anatin'izany? 🤔

-Fitanterana Tanà Majunga tanà
-Ny toerana hivantanana (Loharano ns bungalow) 2/4/6 personnes par chambre avec piscine
-Ny sakafo eny an toerana(maraina, atoandro, hariva)
-Rano 1L isan'andro

Ireto avy ireo toerana ho tsidihintsika😍🤩
-Atsanitia plage🏄‍♂️
-Lac Mangatsa🤩
-Grand pavois🏖️
-cirque rouge❤️
-Aqualand park 🏊‍♀️
-Grotte Belobaka🤩
-Visite de la ville😉

Tsy hadino ny fitsangatsanganana eny amin'ny bord isaky ny hariva🌆😍

Nb:repas sur route non inclus😉

Fandrio dieny zao ny toerana fa voafetra

Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa hafatra miafina na hatsoy ny laharana 0330303539 na ny 0329661357

Ndao hitety an'i Gasikara❣️miaraka amin'ny Hizaha Gasikara

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261329661357

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hizaha Gasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category