Special Olympics Haute Matsiatra

Special Olympics Haute Matsiatra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Special Olympics Haute Matsiatra, RN7, Fianarantsoa.

Andro voalohany tamin'ny fifaninana Nasionaly !!!Samy niezaka ireo athlรจtes hibata ny fandresena tsy ambakan'izany ireo ...
10/10/2026

Andro voalohany tamin'ny fifaninana Nasionaly !!!
Samy niezaka ireo athlรจtes hibata ny fandresena tsy ambakan'izany ireo tanorantsika avy eto Haute Matsiatra.
Omeo bravo ny athlรจtes-tsika.

A bientรดt les amis โค๏ธ
02/10/2026

A bientรดt les amis โค๏ธ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ… LALAO NASIONALY SPECIAL OLYMPICS MADAGASCAR

๐Ÿ“† Hotanterahina ny 10 sy 11 oktobra izao ny Lalao Nasionaly Special Olympics Madagascar, izay hatao ao aminโ€™ny Stade Alarobia sy ny ANS Ampefiloha.

๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ๐ŸŠโ€โ™‚๏ธ Ny taranja Atletisma sy ny taranja lomano no hifaninanana mandritra izany.

๐Ÿ“ Eto no hifantenana ireo atleta sy delegasionina hisolo tena anโ€™i Madagasikara aminโ€™ny lalao maneran-tanin'ny Special Olympics 2027, izay ho tanterahina ny 16 ka hatraminโ€™ny 24 oktobra 2027, any Santiago, Chili.

-------------------------------------------------------------------------------------------------------------

๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง๐Ÿ… SPECIAL OLYMPICS MADAGASCAR NATIONAL GAMES

๐Ÿ“† The Special Olympics Madagascar National Games will take place on October 10 and 11 at Stade Alarobia and ANS Ampefiloha.

๐Ÿƒโ€โ™€๏ธ๐ŸŠโ€โ™‚๏ธ Athletes will compete in two sports: Athletics and Swimming.

๐Ÿ“ These Games will also be an opportunity to select the athletes and delegations who will represent Madagascar at the Special Olympics World Games 2027, taking place from October 16 to 24, 2027, in Santiago, Chile.

Special Olympics Africa
Special Olympics

Tapitra ny fifaninana rรฉgional๐Ÿ˜ŠHifantoka indray amin'ny fifaninana nasionaly ireo athlรจtes ๐Ÿ˜ŠAmin'ny 10 Octobre any Antan...
27/09/2026

Tapitra ny fifaninana rรฉgional๐Ÿ˜Š
Hifantoka indray amin'ny fifaninana nasionaly ireo athlรจtes ๐Ÿ˜Š
Amin'ny 10 Octobre any Antananarivo indray no fotoana-tsika โ˜บ๏ธ

Andro faha-roa amin'ny fifantenana ireo athlรจtes avy aty Haute Matsiatra hiatrika fifanina Nasionaly izay hatao any Anta...
23/09/2026

Andro faha-roa amin'ny fifantenana ireo athlรจtes avy aty Haute Matsiatra hiatrika fifanina Nasionaly izay hatao any Antananarivo ny 10 Octobre isika izao.
Hisy athlรจtes 8 hisolo tena an'ny antsika
Hifarana rahampitso kosa ny fifaninana.
"Avelao aho handresy, raha tsy maharesy aho avelao haneho ny herim-poko"

๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ข ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฃ๐—˜๐—–๐—œ๐—”๐—Ÿ ๐—ข๐—Ÿ๐—ฌ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—–๐—ฆ ๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—–๐—”๐—ฅHisy solontena avy eto Matsiatra Ambony handray anjara amin'io lalao io.Manen...
16/09/2026

๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ข ๐—ก๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ข๐—ก๐—”๐—Ÿ๐—ฌ ๐—ฆ๐—ฃ๐—˜๐—–๐—œ๐—”๐—Ÿ ๐—ข๐—Ÿ๐—ฌ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—–๐—ฆ ๐— ๐—”๐——๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—–๐—”๐—ฅ
Hisy solontena avy eto Matsiatra Ambony handray anjara amin'io lalao io.
Manentana anareo Ray aman-dreny, Association, Centre, Sekoly mikarakara ireny zaza na tanora manana fahasamihafana amin'ny atidoha mba handrisika azy ireo handray anjara amin'ity fifaninana ity.
Hisy ny lalao voalohany sy fampahafantarana io fifaninana io izay hatao ao @ Terrain SFX Ambatomena ny Asabotsy 19 Septembre @ 8:30 ora maraina.
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso @ +261 34 67 992 13
๐€๐ฏ๐ž๐ฅ๐š๐จ ๐š๐ก๐จ ๐ก๐š๐ง๐๐ซ๐ž๐ฌ๐ฒ ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ซ๐ž๐ฌ๐ฒ ๐š๐ก๐จ, ๐š๐ฏ๐ž๐ฅ๐š๐จ ๐ก๐š๐ง๐ž๐ก๐จ ๐ง๐ฒ ๐ก๐ž๐ซ๐ข๐ฆ-๐ฉ๐จ๐ค๐จ

๐Ÿ€๐Ÿฅฐ๐Ÿ’™ Special Olympics Haute Matsiatra10/06/2026 .Miaraka milalao ๐ŸคMifampizara hafaliana ๐Ÿคฉ.. IRAY AO ANATY FIAHASAMIHAFANA...
10/06/2026

๐Ÿ€๐Ÿฅฐ๐Ÿ’™ Special Olympics Haute Matsiatra
10/06/2026 .
Miaraka milalao ๐Ÿค
Mifampizara hafaliana ๐Ÿคฉ.. IRAY AO ANATY FIAHASAMIHAFANA ISIKA ๐Ÿ’™
Mankasitraka indrindra an'dRy Masera amin'ny TRANO FITIAVANA nandray anay YOUTH LEADER SPECIAL OLYMPICS HAUTE MATSIATRA ๐Ÿ™๐Ÿ€
De omena fankasitrahana feno isaka membres tamin'ny favitrihana sy ny fanatotosana ny activitรฉs androany de manantena fahavitrihatsika fona ee โ˜บ๏ธ๐Ÿ™

11/05/2026
Tao amin'ny Ecole Chinoise de Fianarantsoa indray no nanaovana ny fanentanana mikasika ny fammi anio.Afaka miara-milalao...
11/05/2026

Tao amin'ny Ecole Chinoise de Fianarantsoa indray no nanaovana ny fanentanana mikasika ny fammi anio.
Afaka miara-milalao, manao fanatanjahantena ary miara-mianatra isika na inona na inona fahasamihafana ananan-tsika (ara-batana na ara-tsaina).
Rehefa miaraka isika dia mahavita zavatra tsara sy miavaka.
Ity tetik'asa ity moa dia iarahan'ny Special Olympics Haute Matsiatra sy ny DREN Haute Matsiatra manatanteraka mandritra ny 3 volana eto Fianarantsoa.

Androany no natomboka ilay tetikasa "Sport et Education Inclusive" iarahan'ny Special Olympics Haute Matsiatra  ary ny D...
27/04/2026

Androany no natomboka ilay tetikasa "Sport et Education Inclusive" iarahan'ny Special Olympics Haute Matsiatra ary ny DREN Haute Matsiatra manatanteraka๐Ÿ‹๏ธ
Ireo tanora mpitarika(Youth Leader) ato amin'ny Special Olympics no nirotsaka nanatanteraka izany hetsika izany.
Ny tanjona ifotoran'ity hetsika ity dia ny hoe afaka miara-mianatra, miara-milalao ary miara-manao fanatanjahantena isika na inona na inona fahasamihafana ananantsika.
Sekoly 03 no nanaovana ny fanentanana anio ary ireto avy izy ireo:
โ€ข Lycรฉe Loterana Andrianarijaona Ivory
โ€ข Sekoly La Puissance Ambanimaso
โ€ข ABC School
Ireo sekoly ireo dia efa resilahatra fa lalana tsy azo ihodovirana ny fampiatiana amin'ny lafiny rehetra eto Madagascar ๐ŸŒˆ

Address

RN7
Fianarantsoa
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Special Olympics Haute Matsiatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share