12/05/2026
Fiainana mafinaritra kely foana mou miaraka @ Hary Vacances Milay oooh ❤️❤️❤️
-Na rano mamy io
-Na rano Masina
-Na Cascade dia hita nareo daholo izany miaraka
>>>>> efa ao ny daty ka aza misalasala miantso na mandefa Mp na makaty @ Siège Misy anay fa Rasina ampitiavana Be ❤️ sy Tsikitsiky 😁 ianareo ❤️❤️❤️
Siège : Ambohitrarahaba ( Analamahitsy )
Contactes : 034.91.442.95 / 033.64.400.34 / 037.91.036.95