22/03/2026
RN5 : TAMATAVE - FOULPOINTE (60 km 06 heures)
✅️ Efa misy tokoa ny fikojakojàna sy fanamboarana ity lalam-pirenena ity fa Mbola hatreo Ambodiatafana aloha no efa tsaratsara.
🚫Raha vao fantatra hoe ratsiratsy ny toetrandro eo Toamasina renivohitra dia miomakomana sy mila vonona hisedra tahak'izao.
Sary vao tamin'ny herinandro ity alefa eto ity, rehefa avy orana