Voyage Mirindra Tana-Ampefy-Mandraka

Call Directions Contact the business

Voyage Mirindra Tana-Ampefy-Mandraka Voyage Tana-Ampefy

๐ŸŒˆSpecial Excursion 26 juin๐ŸŒˆAmin'io indray ary ny programantsika manaraka ๐Ÿ˜‹  ๐Ÿ‘‰๐ŸปAndao isika andeha hanao voyage any โคAMPEF...
20/06/2022

๐ŸŒˆSpecial Excursion 26 juin๐ŸŒˆ

Amin'io indray ary ny programantsika manaraka ๐Ÿ˜‹
๐Ÿ‘‰๐ŸปAndao isika andeha hanao voyage any โคAMPEFYโค
โœ”Visite de Geyser d'Andranomandroatra
โœ”Visite de la chute de la Lylie

๐Ÿ‘‰๐ŸปIantohanay avokoa ny :
โœ”Transport aller-retour
โœ”Toutes frais de guidage
โœ”Frais de visite
โœ”sakafo atoandro

๐Ÿ‘‰๐ŸปPaf: seulement 27 000 Ar ๐Ÿ˜ฑ

Koa ataovy dieny izao ary ny rรฉservation anareo ๐Ÿ˜‰
๐Ÿ‘‰๐Ÿปtongava MP na
๐Ÿ“žatsoy ny laharana 0 34 72 714 35

Ampefy vous attends avec ses endroits exotiques et naturels๐Ÿƒโ˜€๐ŸŒž

o ry zareo a , natao ho antsika rehetra ity๐Ÿ™€๐Ÿ™€๐Ÿ˜Promotion fรชte de pere๐Ÿ˜Andao isika mba hanararaotra hitsangatsangana Kely ...
12/06/2022

o ry zareo a , natao ho antsika rehetra ity๐Ÿ™€๐Ÿ™€
๐Ÿ˜Promotion fรชte de pere๐Ÿ˜
Andao isika mba hanararaotra hitsangatsangana Kely ,sa aona hoy nareo?๐Ÿ˜„
Andao ary, izahay dia mikarakara "excursions Organisรฉ" ho anareo amin'ny alahady 19 jona 2022 ho avy izao (fetin'ny ray io sady fotoana afaka iarahan'ny fianakaviana sy ny namana๐Ÿ˜‰)
๐Ÿ‘‰๐ŸปDepart Tana: Tranombokim-pirenena Anosy (6h 30 min tsy diso)
๐Ÿ‘‰๐ŸปDestination:AMPEFY โค
โžกvisite de GEYSER D'Andranomandroatra
โžกvisite spรฉcial de chutes de la Lilie
๐Ÿ‘‰๐ŸปHiantohanay avokoa ny :
โžกTransports aller-retour
โžกFrais de guidage
โžกNy fidirana rehetra
โžกSakafo atoandro

๐Ÿ‘‰๐ŸปPrix: Promotion be satria izany rehetra izany dia 27 000 Ar monja ๐ŸŽ‰๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Ka ahoana hoy nareo,andao ary isika hitsidika any AMPEFY e๐ŸŒˆ
Entano ny namana sy ny fianakaviana ary hiraka aminareo(dia DADA koa aza adino an๐Ÿ˜‰)

๐Ÿ“žPlus d'infos ou rรฉservation:
0 34 72 714 35 ou
Venez mp : Tsลซtsลซ Sรคntรฏ

Salama tompoko๐Ÿ‘‹๐Ÿ”›Misokatra ho antsika ny Voyage Mirindra izay liana sy tia mitsangatsangana rehetra tompoko. โžกTana-Ampefy...
11/06/2022

Salama tompoko๐Ÿ‘‹

๐Ÿ”›Misokatra ho antsika ny Voyage Mirindra izay liana sy tia mitsangatsangana rehetra tompoko.

โžกTana-Ampefy๐ŸŽ‰
โžกTana-Mandraka๐ŸŽ‰

๐ŸŽˆKa manasa antsika rehetra ary tompoko izahay ato amin'ny Voyage Mirindra koa aza misalasala ary mandefa Hafatra miafina eto amin'ny pejy na koa izay anao famandrian-toerana, Misaotra tompokoโค

๐Ÿ“žinfoline
- 034 72 714 35

Address

Antananarivo

Telephone

+261347271435

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voyage Mirindra Tana-Ampefy-Mandraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Voyage Mirindra Tana-Ampefy-Mandraka:

Shortcuts

Share

Category