10/09/2026
ET SI CETTE ANNÉE.....
ON FÊTAIT LES FÊTES À SAINTE MARIE? 🌴
Noël 🔸️ Réveillon 🔸️ Nouvel an 🥳🎊🎉
🎄 NOËL À SAINTE MARIE
📆 DATE : 22 au 29 DÉCEMBRE 2026
👉 25 décembre: Misy Cadeau surprise 🎁 avy amin'ny Team COOL VOYAGE
🍽 Koa satria tsy misy fety raha tsy misy sakafo matsiro...
✨️BUFFET GASTRONOMIQUE ✨️ no miandry any .
❤️ Hiaraka isika, hisakafo, ary hifaly any amin'ny Nosy Boraha. 🏝
🎆 RÉVEILLON ET NOUVEL AN À SAINTE MARIE
📆 DATE : 28 DÉCEMBRE au 04 JANVIER 2027
👉 31 Décembre : HANDAO HIKORANA 🥳
🎶Mozika🔸️ Fifaliana🔸️ Fiarahana miandry ny taona vaovao 🔸️ sy Souvenirs be dia be .... 🥰 3.. 2...1 🥳🎊
🎵+💃🕺 + 🥂+ 🤣
👉 01 Janvier : HELLO 2027 🌞
Hanomboka ny taona vaovao amin'ny fomba matsiro sy miavaka isika miaraka amin'ny ✨️ BUFFET GASTRONOMIQUE ihany koa😋
Koa ianareo sisa no andrasana❤️
💰 TARIF: 1 150 000 Ar/ pers ( Adultes)
1 100 000 Ar / pers ( Enfants)
1 450 000 Ar / pers ( Étranger)
📲 Réservez dès maintenant!
🏝 NOSY BORAHA RENDEZ-VOUS! 🏝🌊🐋
📞 INFORMATIONS ET RÉSERVATION
📧 [email protected]
📞 +261346688542
🏠 Siège AMBATOMARO
📌Tous les détails en commentaires.
Merci!❤️
Njara Soa