28/08/2025
🌟VOYAGES D’ETUDES - SORTIES SCOLAIRES OU PROFESSIONNELS - VACANCES ORGANISÉES OU PERSONNALISÉES 🌟
FORFAITS TOUT COMPRIS A PARTIR DE 180 000 Ar/PERSONNE PARTOUT A MADAGASCAR😱 on
⛰️SK TRAVEL : LA PREMIÈRE AGENCE DE VOYAGE SPÉCIALISÉE DANS L’ORGANISATION DE VOYAGES D’ETUDES A MADAGASCAR
✈️ SK Travel dia manolotra vahaolana feno sy miavaka ho an'ny fotoana fialahantsasatrao, fitsangatsanganana na voyage d'étude manerana ny Madagasikara. INONA DAHOLO IREO TOLOTRA AZONAO JIFAINA ATO AMINAY?
🏨 SERVICE HEBERGEMENT :Toerana fivantanana isan-karazany azo hisafidianana toy ny chambre d’hôtel, DORTOIR , Bungalow, Salle de classe ary ao koa ireo tentes.
🚌 SERVICE TRANSPORT : Bus, mini-bus, Crafter, Sprinter, CDI, 4x4, citadine, Bajaj ary fitaterana andranomasina izay sécurisé no mbola arahana trousse de secours médical sy mécanique ho fiarovana ny ain’ny ireo mpanjifa.
🍽️ SERVICE RESTAURATION : Menu sakafo mihoatra ny 205 azo isafidianana ho an'ny sakafo maraina, antoandro sy hariva, miaraka amin'ny service traiteur certifié amin’ny fahadiovana sy ny kalitao.
🗺️ Visite touristique et entreprise guidées : Fizahan-tany miavaka manerana ny MADAGASCAR miaraka amin'ny ireo guide touristique za-drahara, ao koa ny fitsidihana ireo orinasa mpiara-miasa mihoatra ny 42 manerana an’i MADAGASCAR.
🏖️ SERVICE PLAGE : Karazana PLAGE azonao hisafidianana manodidina ny toerana hivantananao ary manenika manerana ny MADAGASCAR.
⭐ANTONY VITSIVITSY TOKONY HISAFIDIANANAO NY AGENCE SK TRAVEL? :
📍Enao ihany dia afaka misafidy ny fomba fitaterana, toerana hivantanana, toerana hotsidihana, Plage, traiteurs ary koa guide touristique mifanaraka amin’ny filanao sy ny toebolanao ho fisian’ny filaminantsaina.
📍Ny voyage rehetra dia arahana trousse de secours médical ⛑️sy mécanique ary koa personnel d’encadrement ho fiarovana ireo mpandeha.
📍Voahara-maso daholo ireo fiara fitaterina , Toeram-pivantanana ary koa ireo mpiara miasa rehetra amin’ny Agence toy ireo traiteurs ary koa ireo guide touristique.
💫 Na olon-tsotra, fikambanana, collège, lycée, Université..aza misalasala manantona ny Agence SKTravel fa Ao anatin’ny 10 minitra monja dia vita ny fikarakarana ny voyage izay nofinofisinao hatramzay🤗. Koa dia andao ary ho tanterahina ireo nofinofy nao hitety ny lafivalon’izao tontolo izay miaraka amin’ny SK Travel! Miova ny fomba fanao🥰🏝️
Ⓜ️[email protected]
📍Andafy-Atsimon’ny STAR
’etude